Dia nalain’i Abrahama i Ismaely zanany, mbamin’ny ompikeliny rehetra sy izay rehetra novidiny vola, dia ny lahy rehetra tamin’ny olona ao an-tranony, ka noforàny androtr’izay ihany, araka ny nandidian’Andriamanitra azy.
Eksodosy 12:44 - Baiboly Katolika Ny andevolahy novidim-bola rehetra hoforàna hihinana aminy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny mpanompolahy rehetra izay novidim-bola dia hoforana aloha vao hahazo hihinana. DIEM PROTESTANTA «Ny mpanompo izay novidina dia mahazo mandray anjara amin’ny sakafo rehefa voafora. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Ny mpanompo izay novidina dia mahazo mandray anjara amin’ny sakafo rehefa voafora. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny andevolahin’ny olona rehetra izay novidim-bola dia hoforana aloha vao mba hihinana. Malagasy Bible Ary ny andevolahin'ny olona rehetra izay novidim-bola dia hoforana aloha vao mba hihinana. La Bible en Malgache Ny mpanompolahy rehetra izay novidim-bola dia hoforana aloha vao hahazo hihinana. |
Dia nalain’i Abrahama i Ismaely zanany, mbamin’ny ompikeliny rehetra sy izay rehetra novidiny vola, dia ny lahy rehetra tamin’ny olona ao an-tranony, ka noforàny androtr’izay ihany, araka ny nandidian’Andriamanitra azy.
Mahazo mihinana ihany anefa, izay mpanompon’ny mpisorona novidiny vola, toy izany koa izay teraka tao an-tranony; azon’ireny hanina izay fihinany.