Hoy i Iaveh tamin’i Abrama: «Aoka ho fantatrao tsara fa ho vahiny any amin’ny tany tsy azy ny taranakao, hanompo olona izy any, ary hampahorina mandritra ny efajato taona.
Eksodosy 12:40 - Baiboly Katolika «Telopolo sy efajato taona no nitoeran’ny zanak’i Israely tany Ejipta; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny andro nitoeran’ny Zanak’Israely tany Ejipta dia telopolo sy efajato taona. DIEM PROTESTANTA Nandritra ny 430 taona no nivahinian’ny vahoaka Israelita tany Ejipta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nandritra ny 430 taona no nivahinian’ny vahoaka Israelita tany Ejipta. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny andro nitoeran’ny Zanak’Isiraely tany Egypta dia telo-polo amby efa-jato taona. Malagasy Bible Ary ny andro nitoeran'ny Zanak'Isiraely tany Egypta dia telo-polo amby efa-jato taona. La Bible en Malgache Ny andro nitoeran’ny Zanak’Israely tany Ejipta dia telopolo sy efajato taona. |
Hoy i Iaveh tamin’i Abrama: «Aoka ho fantatrao tsara fa ho vahiny any amin’ny tany tsy azy ny taranakao, hanompo olona izy any, ary hampahorina mandritra ny efajato taona.
Ary izy ireo kosa rehefa mby amin’ny taranaka fahefatra dia hiverina aty; fa hatramin’izao dia mbola tsy feno mitafotafo ny faharatsian’ny Amôreana.»
Koa handeha ianao amin’izao, irahiko any amin’i Faraôna, hitondranao mivoaka ny zanak’i Israely vahoakako.»
Ny Andriamanitr’izao vahoaka Israely izao no efa nifidy ny razantsika, sy nanandratra ny vahoaka fony izy nitoetra tany Ejipta; ary tamin’ny sandry mahery no nanesorany azy tao.
Izao no nolazain’Andriamanitra: ‹Honina amin’ny tany hafa ny taranany, ary handevozina sy hampahorina efajato taona.
Ny finoana no nitoerany tany amin’ny tany nampanantenaina toy ny any an-tany fivahiniana, tranolay no nitoerany; toy izany koa i Isaaka sy i Jakôba izay mpandova izany teny nampanantenaina izany koa;