Eksodosy 12:18 - Baiboly Katolika
Amin’ny volana voalohany, andro fahefatra ambin’ny folo, amin’ny hariva ka hatramin’ny harivan’ny andro faharaika amby roapolo no hihinananareo ny mofo tsy misy lalivay.
Jereo ny toko
Amin’ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany, amin’ny hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira, hatramin’ny harivan’ny andro fahiraika amby roapolo amin’ny volana.
Jereo ny toko
Manomboka ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany ka hatramin’ny harivan’ny andro faha-21 amin’ny volana no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora.
Jereo ny toko
Manomboka ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany ka hatramin’ny harivan’ny andro faha-21 amin’ny volana no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora.
Jereo ny toko
Amin’ny andro fahefatra ambin’ny folo amin’ny volana voalohany, nony hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira ambara-paharivan’ny andro fahiraika amby roa-polo amin’ny volana.
Jereo ny toko
Amin'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, nony hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira ambara-paharivan'ny andro fahiraika amby roa-polo amin'ny volana.