2Makabeo 15:8 - Baiboly Katolika Namporisika ireo nomba azy izy tsy hatahotra ny famelezan’izay firenena, fa hahatsiaro ny vonjy nomen’ny Lanitra azy ireo taloha, hatoky fa Ilay mahefa ny zavatra rehetra, dia mbola hanome azy fanampiana amam-pandresena amin’izany fotoana izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo mpomba azy koa nampirisihany mba tsy hatahotra ny famelezan’ny mpanompo sampy, fa hahatsiaro ny fanampiana nomen’Andriamanitra azy taloha: izany no tokony hiandrandrany fa ilay Tompon’izao rehetra izao dia mbola hanome azy fandresena ankehitriny. |