Toy izany ny zavatra nitranga momba an’i Nikanôra ary satria hatramin’izany andro izany dia nipetraka ho fananan’ny Hebrio ny tanàna, dia taperiko eo koa ny tantarako.
Raha tsara sy tomombana ny fandrafetana io tantara io, dia izay rahateo no tanjona nokendreko; raha tsy misy lanjany firy sady tsizarizary kosa ilay izy, dia izay no hany azoko natao.