Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:35 - Baiboly Katolika

Nahanton’i Jodasa teo amin’ny trano mimanda ny lohan’i Nikanôra ho famantarana miharihary sy mety hitan’ny olon-drehetra ny vonjy avy amin’ny Tompo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nahanton’i Joda tao amin’ny Tanàna mimanda ny lohan’i Nikanôra ho famantarana miharihary sy mety hitan’ny olona rehetra ny amin’ny vonjy nomen’ny Tompo.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:35
0 Rohy Ifampitohizana