Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:24 - Baiboly Katolika

Ny herin’ny sandrinao anie no hamely an’ireo tonga hamely ny vahoakanao masina, sady miteny ratsy an’Andriamanitra.» Izany no teny nataony.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny herinao anie handaroka mafy an’ireo tonga hamely ny vahoakanao masina sady nanevateva Anao!» Izany no namaranan’i Joda ny tonombavaka nataony.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:24
0 Rohy Ifampitohizana