Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:22 - Baiboly Katolika

Izao no vavaka nataony: «Ry Tompo lehibe indrindra, Ianao tamin’ny andron’i Ezekiasa mpanjakan’i Jodà, no naniraka ny Anjelinao sy nandringana miaramila 185.000, tamin’ny tobin’i Senakeriba;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’io fiantsoana ny Tompo io kosa dia izao no tonon-bavaka nataon’i Joda: «Ry Tompo tsy refesi-mandidy ô, Ianao tamin’ny andron’i Hezekià mpanjaka no naniraka ny anjelinao, izay nandringana antokon-tafika 185 tao an-tobin’i Saneheriba;

Jereo ny toko



2Makabeo 15:22
0 Rohy Ifampitohizana