Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:18 - Baiboly Katolika

Tamin’izany ady izany, tsy dia noheveriny loatra izay vady aman-janaka, na rahalahy aman-kavana, fa ny nahìny mafy sy voalohany indrindra dia ny tempoly masina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tsy dia noheveriny loatra izay vady aman-janany na mpiray tampo aman-kavany, fa ny nahîny mafy sy voalohany indrindra dia ny tempoly masina.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:18
0 Rohy Ifampitohizana