dia niroso hamely ny mpamono ireo rahalahiny: nodorany alina ireo trano tao an-tseranana, notsoloany koa ny sambo, ary novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra ireo nitady fialofana tao.
Ka nony avy niantso ilay Andriamanitra mpitsara ara-drariny i Joda, dia niroso hamely ny mpamono an’ireo mpiray firenena aminy: nodorany alina ireo tranon-tseranana, notsoloany afo koa ny sambo, ary notrobarany sabatra ireo hafa firenena nitady fialofana teo.