Tamin’izany kosa efa niady ela ny miaramilan’i Esdrina ka reraky ny havizanana, koa nitaraina tamin’ny Tompo i Jodasa mba hiseho ho mpanampy azy ireo, sy ho filohany amin’ny ady.
Tamin’izany kosa efa niady ela ny miaramilan’i Hazarià, ka reraky ny havizanana; dia niantso ny Tompo i Joda Makabeo mba haneho fa mpanampy ny tafika jiosy Izy sady mpitarika azy an’ady.