Ny Rômanina koa nampitondra taratasy ho an’ny Jody, araka izao: «I Kointosa Memiosa sy i Titosa Manliosa, iraky ny Rômanina, maniry fiadanana ho an’ny Jody.
Ny Rômanina koa dia nandefa taratasy ho an’ny Jiosy mirakitra izao teny izao: «I Kointa Memy sy i Tito Manily ary i Many Serjy, samy iraky ny Rômanina, dia miarahaba anareo Jiosy.