Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:31 - Baiboly Katolika

Ka aoka ny Jody hihinana izay fihinany sy hanaraka ny lalàny tahaka ny taloha, ka aza misy omena soketa noho izay diso nataony tsy amim-pahalalana.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Aoka ny Jiosy hihinana izay sakafo fihinany sy hanaraka ny lalànany tahaka ny taloha, ka aza misy omena soketa noho izay diso nataony tsy amim-pahalalana.

Jereo ny toko



2Makabeo 11:31
0 Rohy Ifampitohizana