Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:29 - Baiboly Katolika

Nony efa mafy indrindra ny ady, indreo niseho teny an-danitra tamin’ny fahavalo ireto olona dimy lahy mamirapiratra nitaingin-tsoavaly voaisy sakam-bavany volamena, ary tonga nitarika ny Jody.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nony efa tena nangotraka iny ny ady, dia indreo hitan’ny fahavalo fa nipoitra avy an-danitra ireto olona dimy lahy mamirapiratra, nitaingin-tsoavaly voaisy sakam-bava volamena sady tonga nitarika ny Jiosy.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:29
0 Rohy Ifampitohizana