Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:27 - Baiboly Katolika

Vita ny fivavahany dia noraisiny ny fiadiany, ka nivoaka ny tanàna izy sy lasa lavitra ihany; efa mby teo akaikin’ny fahavalo vao nijanona.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Vita ny fivavahany, dia noraisiny ny fiadiany; ka nivoaka an’i Jerosalema izy sy lasa lavidavitra ihany, ary efa mby teo akaikin’ny fahavalo vao nijanona.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:27
0 Rohy Ifampitohizana