Mitandrema tena amin’ireo amboa, mitandrema tena amin’ireo mpiasa ratsy, mitandrema tena amin’ireo manan-takaitra!
2Timoty 4:15 - Baiboly Katolika Ary ianao koa mitandrema tena tsara aminy, fa mafy izay nanoherany ny teninay izay. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tandremonao ihany izy iny fa nanohitra fatratra ny teninay. DIEM PROTESTANTA Mitandrema koa ianao aminy, fa notoheriny mafy tokoa ny teninay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mitandrema koa ianao aminy, fa notoheriny mafy tokoa ny teninay. Baiboly Protestanta Malagasy tandremonao ihany izy iny, fa nanohitra fatratra ny teninay. Malagasy Bible tandremonao ihany izy iny, fa nanohitra fatratra ny teninay. La Bible en Malgache Tandremonao ihany izy iny fa nanohitra fatratra ny teninay. |
Mitandrema tena amin’ireo amboa, mitandrema tena amin’ireo mpiasa ratsy, mitandrema tena amin’ireo manan-takaitra!
Tahaka ny nanoheran’i Janesy sy i Jambresy an’i Môizy no anoheran’ireo koa ny fahamarinana, dia olona ratsy fanahy sy melo-pinoana,
Be loatra ny ratsy nafitsok’i Aleksandra mpanefy varahina tamiko; ny Tompo no hamaly azy araka ny asany.
Tsy nisy nanampy ahy tamin’ny nandaharako voalohany hiaro tena; fa nilaozan’izy rehetra aho; enga anie ka tsy hotanana ho helony izany!