Raha mahita mpangalatra ianao, dia vary lena ianao sy izy, ary miombona amin’ny mpaka vadin’olona ianao.
2Jaona 1:11 - Baiboly Katolika Fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ny ratsy ataony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ny ratsy ataony. DIEM PROTESTANTA fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ny ratsy ataony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ny ratsy ataony. Baiboly Protestanta Malagasy fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ny ratsy ataony. Malagasy Bible fa izay miarahaba azy dia miombona amin'ny ratsy ataony. La Bible en Malgache fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ny ratsy ataony. |
Raha mahita mpangalatra ianao, dia vary lena ianao sy izy, ary miombona amin’ny mpaka vadin’olona ianao.
Aza mba mikambakambana amin’izay asan’ny maizina tsy mahavokatsoa, fa vao mainka ambarao aza ny haratsian’ireny,
Aza malaky mametra-tanana amin’iza na iza, ary aza miombona ota amin’olona, fa tahirizo madio ny tenanao.
Ary izay mbola ronono no ivelomany, dia tsy mahazaka ny tenim-pahamarinana, satria mbola zaza.
afaho amin’ny afo no famonjy ny sasany; ary ny sasany indray amindrao fo, fa amin-tahotra, ka ankahalao na hatramin’ny akanjo voaloton’ny nofo aza.
Dia nandre feo iray hafa koa avy any an-danitra aho, nanao hoe: Mihataha aminy ianareo, ry vahoakako, mba tsy hiray heloka aminy, sy tsy hiombon-doza aminy,