ary ampinga madinika telon-jato tamin’ny volamena voatefy, volamena telon-jato sikla avy no lany tamin’ny isan’ampinga, dia napetraky ny mpanjaka tao amin’ilay trano alan’i Libàna ireo.
2Tantara 9:17 - Baiboly Katolika Nanao seza fiandrianana ivoara lehibe ny mpanjaka ka nopetahany volamena madio. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nanamboatra sezafiandrianana vita amin’ny ivoara lehibe ny mpanjaka ka nopetahany takelaka volamena tsara. DIEM PROTESTANTA Dia nampamboatra sezafiandrianana lehibe koa izy, dia sezafiandrianana izay voaravaka ivoara sady nopetahana takela-bolamena madio. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nampamboatra sezafiandrianana lehibe koa izy, dia sezafiandrianana izay voaravaka ivoara sady nopetahana takela-bolamena madio. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny mpanjaka nanao seza fiandrianana ivory lehibe, ka nopetahany takela-bolamena tsara. Malagasy Bible Ary ny mpanjaka nanao seza fiandrianana ivory lehibe, ka nopetahany takela-bolamena tsara. La Bible en Malgache Ary nanamboatra sezafiandrianana vita amin’ny ivoara lehibe ny mpanjaka ka nopetahany takelaka volamena tsara. |
ary ampinga madinika telon-jato tamin’ny volamena voatefy, volamena telon-jato sikla avy no lany tamin’ny isan’ampinga, dia napetraky ny mpanjaka tao amin’ilay trano alan’i Libàna ireo.
Io seza fiandrianana io, dia nisy ambaratonga enina, fitoeran-tongotra volamena iray raiki-tena amin’ny seza fiandrianana, fitehenan-tanana teo an-daniny avy amin’ny fipetrahana, liona roa manolotra ireo fitehenan-tanana,
Tia ny rariny Ianao, fa mankahala ny heloka; ka noho izany, Andriamanitra, Andriamanitrao nanosotra anao tamin’ny diloilom-piravoravoana, mihoatra noho ny namanao.
Raha efa izany, indro hitako ity seza fiandrianana lehibe fotsy mamirapiratra, sy Ilay mipetraka eo amboniny; ka ny tany sy ny lanitra nandositra ny tavany, fa tsy nisy hitoerany intsony;