Omby 22.000, sy ondry 120.000, no novonoin’i Salômôna mpanjaka natao sorona. Toy izany no nanaovan’ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny fitokanana ny tranon’Andriamanitra.
2Tantara 7:4 - Baiboly Katolika Dia nanolotra sorona teo anatrehan’i Iaveh ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO. DIEM PROTESTANTA Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia nanao sorona teo anatrehan’ny TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia nanao sorona teo anatrehan’ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia naomono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’i Jehovah. Malagasy Bible Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan'i Jehovah. La Bible en Malgache Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO. |
Omby 22.000, sy ondry 120.000, no novonoin’i Salômôna mpanjaka natao sorona. Toy izany no nanaovan’ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny fitokanana ny tranon’Andriamanitra.