Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Tantara 7:11 - Baiboly Katolika

Vitan’i Salômôna ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka, sady efany soa aman-tsara izay rehetra noheverin’ny sainy hatao tao amin’ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Toy izany no nahavitan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana, ary samy nataon’i Solomona lavorary avokoa izay rehetra efa nokasainy hatao tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy tao an-dapany.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Rehefa vitan’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka, sady samy nataony lavorary avokoa izay rehetra nokasainy hotontosaina tao an-tranon’ny TOMPO sy tao an-dapany,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa vitan’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka, sady samy nataony lavorary avokoa izay rehetra nokasainy hotontosaina tao an-tranon’ny TOMPO sy tao an-dapany,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

TOY izany no nahavitan’i Solomona ny tranon’i Jehovah sy ny lapan’andriana, ary samy nataon’i Solomona lavorary avokoa izay rehetra efa voaheviny hatao tao an-tranon’i Jehovah sy tao an-dapany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Toy izany no nahavitan'i Solomona ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'andriana, ary samy nataon'i Solomona lavorary avokoa zay rehetra efa voaheviny hatao tao an-tranon'i Jehovah sy tao an-dapany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Toy izany no nahavitan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana, ary samy nataon’i Solomona lavorary avokoa izay rehetra efa nokasainy hatao tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy tao an-dapany.

Jereo ny toko



2Tantara 7:11
5 Rohy Ifampitohizana  

Nanisa olona 70.000 i Salômôna hitondra ny entana, 80.000 hipai-bato eny an-tendrombohitra, ary 3.600 hitandrina an’ireo.


Ary tamin’ny andro faha-23n’ny volana fahafito, dia nampodin’i Salômôna ho any an-dainy avy ny vahoaka; samy faly sy ravoravo avokoa, noho ny soa nataon’i Iaveh tamin’i Davida, tamin’i Salômôna ary tamin’i Israely vahoakany.


Nanao asa lehibe aho, nanorina trano ho ahy; namboly tanimboaloboka ho ahy aho,