Ka nivory tao amin’i Salômôna mpanjaka avokoa ny lehilahy rehetra amin’i Israely, tamin’ny fety, amin’ny volana Etanima, volana fahafito.
2Tantara 5:3 - Baiboly Katolika Koa nivory teo amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’i Israely hanao ny fety, izay natao tamin’ny volana fahafito. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nivory ho any amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Israely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana fahafito. DIEM PROTESTANTA Ary tafavory teo amin’ny mpanjaka ny vatan-dehilahy israelita rehetra nandritra ilay fety fanao amin’ny volana fahafito. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary tafavory teo amin’ny mpanjaka ny vatan-dehilahy israelita rehetra nandritra ilay fety fanao amin’ny volana fahafito. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nivory ho any amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Isiraely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana fahafito. Malagasy Bible Dia nivory ho any amin'ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely tamin'ny andro firavoravoana tamin'ny volana fahafito. La Bible en Malgache Dia nivory ho any amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Israely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana fahafito. |
Ka nivory tao amin’i Salômôna mpanjaka avokoa ny lehilahy rehetra amin’i Israely, tamin’ny fety, amin’ny volana Etanima, volana fahafito.
Amin’ny volana fahafito, andro faha-15n’ny volana, mandritra ny fety dia haterina mandritra ny hafitoana, ireo sorona noho ny ota sy ireo sorona dorana, ary ireo fanatitra mbamin’io diloilo io ihany koa.