Tao amin’ny tany lemak’i Jordany, amin’ny tany be tany manga anelanelan’i Sokôta sy i Sartàna no nasain’ny mpanjaka nanaovana anidina azy.
2Tantara 4:17 - Baiboly Katolika Tao amin’ny tany lemak’i Jordany amin’ny tany be tanimanga, anelanelan’i Sokôta sy i Saredà, no nampanaovan’ny mpanjaka anìdina azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tany amin’ny tany amoron’i Jordana no nandrendrehan’ny mpanjaka azy tamin’ny tanimanga, teo anelanelan’i Sokota sy i Zaretana. DIEM PROTESTANTA Tao amin’ny lohasahan’i Jôrdàna no nasain’i Salômôna narendrika tao amin’ny tany be tanimanga ireo kojakoja ireo, dia teo anelanelan’i Sokôta sy i Tseredatà. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tao amin’ny lohasahan’i Jôrdàna no nasain’i Salômôna narendrika tao amin’ny tany be tanimanga ireo kojakoja ireo, dia teo anelanelan’i Sokôta sy i Tseredatà. Baiboly Protestanta Malagasy Teo amin’ny tany amoron’i Jordana no nanaovan’ny mpanjaka an-idina azy tamin’ny tanimanga teo anelanelan’i Sokota sy Zaretana. Malagasy Bible Teo amin'ny tany amoron'i Jordana no nanaovan'ny mpanjaka an-idina azy tamin'ny tanimanga teo anelanelan'i Sokota sy Zaretana. La Bible en Malgache Tany amin’ny tany amoron’i Jordana no nandrendrehan’ny mpanjaka azy tamin’ny tanimanga, teo anelanelan’i Sokota sy i Zaretana. |
Tao amin’ny tany lemak’i Jordany, amin’ny tany be tany manga anelanelan’i Sokôta sy i Sartàna no nasain’ny mpanjaka nanaovana anidina azy.
ny vilany, ny sotron-davenona, ny fitrebika. Nanao ireo fanaka rehetra ireo Ingahy Hirama ho an’i Salômôna mpanjaka, ho an’ny tranon’i Iaveh: varahina manganohano ireo zavatra ireo.
Be dia be ireo fanaka rehetra nataon’i Salômôna ireo, ka tsy notsapaina ho fantatra marina izay lanjan’ny varahina.