Roapolo hakiho no halavan’ny elatr’ireo kerobima ireo. Ny elatra anankiray amin’ny voalohany, dimy hakiho no halavany, dia mipaka amin’ny rindrin-trano, ary ny elany anankiray, dimy hakiho, dia mifanendry amin’ny elatry ny kerobima iray;
2Tantara 3:12 - Baiboly Katolika ny elatra anankiray amin’ny kerobima faharoa dimy hakiho, dia mipaka amin’ny rindrin-trano, ary ny elany anankiray, dimy hakiho, mifanendry amin’ny elatry ny kerobima anankiray. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny elatry ny kerobima iray koa dia dimy hakiho, mipaka amin’ny rindrina; ary ny elany iray koa dia dimy hakiho sady mifanendry amin’ny elatry ny kerobima iray. Baiboly Protestanta Malagasy ary ny elatry ny kerobima anankiray koa dia dimy hakiho, mipaka amin’ny rindrina; ary ny elany iray koa dimy hakiho sady mifanendry amin’ny elatry ny kerobima anankiray. Malagasy Bible ary ny elatry ny kerobima anankiray koa dia dimy hakiho, mipaka amin'ny rindrina; ary ny elany iray koa dimy hakiho sady mifanendry amin'ny elatry ny kerobima anankiray. La Bible en Malgache ny elatry ny kerobima iray koa dia dimy hakiho, mipaka amin’ny rindrina; ary ny elany iray koa dia dimy hakiho sady mifanendry amin’ny elatry ny kerobima iray. |
Roapolo hakiho no halavan’ny elatr’ireo kerobima ireo. Ny elatra anankiray amin’ny voalohany, dimy hakiho no halavany, dia mipaka amin’ny rindrin-trano, ary ny elany anankiray, dimy hakiho, dia mifanendry amin’ny elatry ny kerobima iray;
Dia roapolo hakiho no halavan’ny elatr’ireo kerobima ireo, mivelatra. Nijoro tamin’ny tongony izy, ary manatrika ny trano ny tarehiny.