Fa jereo ange ny tanàna iantsoana ny Anarako ho fiarovana azy no nampihàrako voalohany ny loza; ka ianareo indray ve no ho afaka? Tsy ho afaka ianareo, fa hantsoiko hamely ny mponina rehetra amin’ny tany, ny sabatra,» - teny marin’i Iaveh.
2Tantara 28:10 - Baiboly Katolika Ary ankehitriny mbola kasainareo hampanekena ho andevo lahinareo sy andevo vavinareo koa ny taranak’i Jodà sy i Jerosalema! Fa ianareo kosa, moa tsy mba manan-keloka amin’i Iaveh Andriamanitrareo va ianareo? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ankehitriny, ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovavinareo; koa tsy mba manan-keloka amin’NY TOMPO Andriamanitrareo koa va ianareo? DIEM PROTESTANTA Ankehitriny ny terak’i Joda sy i Jerosalema, na lahy na vavy, dia kasainareo handevozina; ka tonga manan-keloka amin’ny TOMPO Andriamanitrareo koa ianareo! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ankehitriny ny terak’i Joda sy i Jerosalema, na lahy na vavy, dia kasainareo handevozina; ka tonga manan-keloka amin’ny TOMPO Andriamanitrareo koa ianareo! Baiboly Protestanta Malagasy Ary ankehitriny ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovavinareo; ka moa hianareo ireo va tsy mba manan-keloka amin’i Jehovah Andriamanitrareo koa? Malagasy Bible Ary ankehitriny ny taranak'i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovanivareo; ka moa ianareo ireo va tsy mba manan-keloka amin'i Jehovah Andriamanitrareo koa? La Bible en Malgache Ary ankehitriny, ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovavinareo; koa tsy mba manan-keloka amin’NY TOMPO Andriamanitrareo koa va ianareo? |
Fa jereo ange ny tanàna iantsoana ny Anarako ho fiarovana azy no nampihàrako voalohany ny loza; ka ianareo indray ve no ho afaka? Tsy ho afaka ianareo, fa hantsoiko hamely ny mponina rehetra amin’ny tany, ny sabatra,» - teny marin’i Iaveh.
Fa raha izany mpanompo izany kosa, no manao anakampo hoe: ‹Ela vao ho avy ny tompoko› ka amin’izany dia mikapoka ny ankizy lahy sy ny ankizy vavy izy, sady mihinana sy misotro ka mamo,