Nanorina indray an’i Elata izy sy nampody azy mba ho an’i Jodà indray, rehefa nody mandry any amin’ny razany ny mpanjaka.
2Tantara 26:2 - Baiboly Katolika Nanorina an’i Elata indray izy, sy namerina azy ho amin’i Jodà indray, nony efa nody mandry any amin’ny razany ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izy no nanamboatra indray an’i Elota ka nampody azy ho an’ny Joda, rehefa nodimandry any amin’ny razany ny mpanjaka. DIEM PROTESTANTA Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany kosa ity rainy, dia i Hozià no nampody ny seranana Elata ho an’ny fanjakan’i Joda sy nanamboatra azy indray. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany kosa ity rainy, dia i Hozià no nampody ny seranana Elata ho an’ny fanjakan’i Joda sy nanamboatra azy indray. Baiboly Protestanta Malagasy Izy no nanamboatra an’i Elota ka nampody azy ho an’ny Joda indray, rehefa lasa nodi-mandry any amin’ny razany ny mpanajaka. Malagasy Bible Izy no nanamboatra an'i Elota ka nampody azy ho an'ny Joda indray, rehefa lasa nodimandry any amin'ny razany ny mpanajaka. La Bible en Malgache Izy no nanamboatra indray an’i Elota ka nampody azy ho an’ny Joda, rehefa nodimandry any amin’ny razany ny mpanjaka. |
Nanorina indray an’i Elata izy sy nampody azy mba ho an’i Jodà indray, rehefa nody mandry any amin’ny razany ny mpanjaka.
Tamin’izany fotoana izany ihany koa no nahazoan-dRasôna indray an’i Elata ho ambany fahefan’ny Sirianina, kanoroahiny hiala tao Elata ny Jody, fa ny Sirianina no nakao Elata dia monina ao mandrak’androany.
Ary i Amasiasa, mpanjakan’i Jodà zanak’i Jôasy, zanak’i Jôakaza, dia nosamborin’i Jôasy mpanjakan’i Israely tany Betsamesa, nentiny nankany Jerosalema dia nandravany zato hakiho ny mandan’i Jerosalema, hatramin’ny vavahadin’i Efraima ka hatramin’ny vavahady an-jorony;
I Oziasa izay efa 16 taona, no nalain’ny vahoaka rehetra amin’i Jodà, ka nampanjakainy handimby an’i Amasiasa rainy.
Ary 16 taona i Oziasa fony vao nanjaka, ary 52 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekelià, avy ao Jerosalema.
Tamin’izay i Salômôna dia nankany Asiôngabera sy Ailata eo amoron’ny ranomasina, any amin’ny tanin’i Edôma.