Fahizay kosa nisy Sirianina nanao andiany ka nivoaka, ary nitondra zazavavy kely anankiray avy amin’ny tanin’i Israely, izay tonga mpanompon’ny vadin’i Naamàna.
2Tantara 26:11 - Baiboly Katolika Nana-miaramila mpanafika i Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an’isany araka ny fanisana nataon’i Jehiela mpanoratra, sy i Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan’i Hananiasa, anankiray amin’ny komandin’ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanana miaramila maro, izay nanao antokony vonona hanafika i Ozia, dia araka ny isany izay nandaminan’i Jeiela mpitantsoratra sy i Mahaseia mpifehy azy ka nofehezin’i Hanania, iray tamin’ny mpitarika voatendrin’ny mpanjaka. DIEM PROTESTANTA Nanana tafika i Hozià, dia tafika afa-mifanandrina amin’ny fahavalo sy vonona hiatrika ady; notsinjaraina ho vondro-miaramila izany, araka ny vokatry ny fanisana notontosain’i Jehiela mpitantsoratra sy i Mahaseià mpitantan-draharaha, sady napetraka ho eo ambany fifehezan’i Hananià izay anankiray tamin’ireo komandy voatendrin’ny mpanjaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanana tafika i Hozià, dia tafika afa-mifanandrina amin’ny fahavalo sy vonona hiatrika ady; notsinjaraina ho vondro-miaramila izany, araka ny vokatry ny fanisana notontosain’i Jehiela mpitantsoratra sy i Mahaseià mpitantan-draharaha, sady napetraka ho eo ambany fifehezan’i Hananià izay anankiray tamin’ireo komandy voatendrin’ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Ozia nanana miaramila maro, izay nanao antokony handeha hanafika, dia araka ny isany izay nandaminan’i Jeiela mpanoratra sy Mahaseia mpifehy azy, ka nofehezin’i Hanania, anankiray tamin’ny komandy voatendrin’ny mpanjaka. Malagasy Bible Ary Ozia nanana miaramila maro, izay nanao antokony handeha hanafika, dia araka ny isany izay nandaminan'i Jeiela mpanoratra sy Mahaseia mpifehy azy, ka nofehezin'i Hanania, anankiray tamin'ny komandy voatendrin'ny mpanjaka. La Bible en Malgache Nanana miaramila maro, izay nanao antokony vonona hanafika i Ozia, dia araka ny isany izay nandaminan’i Jeiela mpitantsoratra sy i Mahaseia mpifehy azy ka nofehezin’i Hanania, iray tamin’ny mpitarika voatendrin’ny mpanjaka. |
Fahizay kosa nisy Sirianina nanao andiany ka nivoaka, ary nitondra zazavavy kely anankiray avy amin’ny tanin’i Israely, izay tonga mpanompon’ny vadin’i Naamàna.
Nanao tilikambo tany an’efitra koa izy; ary nihady lavaka famorian-drano betsaka, fa nanana biby fiompiny maro tany, sy tany amin’ny Sefelà mbamin’iny tany lemaka avo, ary nanana mpiasa amam-pamboly voaloboka koa tany an-tendrombohitra sy tany Karmela, fa tia asa tany izy.
Ny isan’ny loham-pianakaviana, izay samy mpiady mahery avokoa, dia 2.600 no tontaliny.