Miaramila vitsy no teo amin’ny tafiky ny Sirianina, nefa miaramila maro be no natolotr’i Iaveh ho eo an-tanany, satria izy ireo nahafoy an’i Iaveh Andriamanitry ny razany. Nanefa ny fitsarana namely an’i Jôasy ny Sirianina.
2Tantara 22:8 - Baiboly Katolika Tamin’i Jehò nanefa ny fanamelohany ny taranak’i Akaba dia hitany ireo lehibe tamin’i Jodà mbamin’ireo zana-drahalahin’i Okoziasa izay nanao raharaha tao amin’i Okoziasa ka nefainy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tamin’ny namalian’i Jeho ny taranak’i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin’i Ahazia, izay nanompo an’i Ahazia, ka novonoiny. DIEM PROTESTANTA Dia nampiharin’i Jehò tamin’ny taranak’i Ahaba ny famalian’Andriamanitra; hitany koa ireo manampahefana jodeanina sy ireo zana-drahalahin’i Ahazià izay samy nanompo an’i Ahazià, ka novonoiny ho faty. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nampiharin’i Jehò tamin’ny taranak’i Ahaba ny famalian’Andriamanitra; hitany koa ireo manampahefana jodeanina sy ireo zana-drahalahin’i Ahazià izay samy nanompo an’i Ahazià, ka novonoiny ho faty. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny namalian’i Jeho ny taranak’i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin’i Ahazia, izay nanompo an’i Ahazia, ka novonoiny. Malagasy Bible Ary tamin'ny namalian'i Jeho ny taranak'i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin'i Ahazia, izay nanompo an'i Ahazia, ka novonoiny. La Bible en Malgache Ary tamin’ny namalian’i Jeho ny taranak’i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin’i Ahazia, izay nanompo an’i Ahazia, ka novonoiny. |
Miaramila vitsy no teo amin’ny tafiky ny Sirianina, nefa miaramila maro be no natolotr’i Iaveh ho eo an-tanany, satria izy ireo nahafoy an’i Iaveh Andriamanitry ny razany. Nanefa ny fitsarana namely an’i Jôasy ny Sirianina.