2Tantara 21:5 - Baiboly Katolika 32 taona i Jôrama fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tao Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Roa amby telopolo taona i Jehorama raha nanomboka nanjaka ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. DIEM PROTESTANTA Feno 32 taona i Jôrama fony tonga mpanjaka; ary naharitra valo taona no nanjakany tao Jerosalema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Feno 32 taona i Jôrama fony tonga mpanjaka; ary naharitra valo taona no nanjakany tao Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy Roa amby telo-polo taona Jehorama, fony izy vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. Malagasy Bible Roa amby telo-polo taona Jehorama, fony izy vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. La Bible en Malgache Roa amby telopolo taona i Jehorama raha nanomboka nanjaka ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. |