1Tantara 8:17 - Baiboly Katolika I Zabadia, i Mosoliama, i Hezesì, i Hebera, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Zebadia, i Mesolama, i Hizky, i Ebera, DIEM PROTESTANTA Zanakalahin’i Elpahaly: I Zebadià sy i Mesolama, i Hizkỳ sy i Hebera mbamin’i Jismeray sy i Jizlià ary i Jôbaba. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Zanakalahin’i Elpahaly: I Zebadià sy i Mesolama, i Hizkỳ sy i Hebera mbamin’i Jismeray sy i Jizlià ary i Jôbaba. Baiboly Protestanta Malagasy ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera Malagasy Bible ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera La Bible en Malgache I Zebadia, i Mesolama, i Hizky, i Ebera, |