I Barià sy i Samà, lohan’ny fianakaviana nonina tao Aialôna no nampandositra ny mponina tao Geta.
1Tantara 8:14 - Baiboly Katolika I Ahiaô, i Sesàka, i Jerimota, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Ahio, i Sasaka, i Jeremota, DIEM PROTESTANTA Ny rahalahin’izy telo lahy dia i Sasaky sy i Jeremôta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny rahalahin’izy telo lahy dia i Sasaky sy i Jeremôta. Baiboly Protestanta Malagasy ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota Malagasy Bible ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota La Bible en Malgache I Ahio, i Sasaka, i Jeremota, |
I Barià sy i Samà, lohan’ny fianakaviana nonina tao Aialôna no nampandositra ny mponina tao Geta.