1Tantara 7:32 - Baiboly Katolika I Hebera niteraka an’i Jeflata, i Somera, i Hôtama, ary i Soà anabavin’ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Ebera no niteraka an’i Jafleta sy i Somera ary i Hotama; ny anabavin’ireo dia i Soha. DIEM PROTESTANTA I Hebera niteraka an-dry i Jafleta sy i Semera ary i Hôtama mirahalahy mbamin’i Sohà anabavin’ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Hebera niteraka an-dry i Jafleta sy i Semera ary i Hôtama mirahalahy mbamin’i Sohà anabavin’ireo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Hebera niteraka an’i Jafieta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin’ireo. Malagasy Bible Ary Hebera niteraka an'i Jafleta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin'ireo. La Bible en Malgache I Ebera no niteraka an’i Jafleta sy i Somera ary i Hotama; ny anabavin’ireo dia i Soha. |
Zanaka lahin’i Jeflata: i Foseka, i Kamaala ary i Asota: ireo no zanaka lahin’i Jeflata.