dia nomena an’i Hebrôna mbamin’ny tany fiandrasam-biby manodidina azy teo amin’ny tanin’i Jodà;
1Tantara 6:41 - Baiboly Katolika ny faritanin’ny tanàna kosa anefa mbamin’ny vohiny, dia nomena an’i Kaleba zanak’i Jefone. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone kosa ny saha momba ny tanàna sy ny vohitra manodidina azy. DIEM PROTESTANTA fa ny saha sy ny tanàna kely miankina amin’i Hebrôna kosa efa nomena an’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara fa ny saha sy ny tanàna kely miankina amin’i Hebrôna kosa efa nomena an’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè. Baiboly Protestanta Malagasy Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone. Malagasy Bible Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an'i Kaleba, zanak'i Jefone. La Bible en Malgache Fa nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone kosa ny saha momba ny tanàna sy ny vohitra manodidina azy. |
dia nomena an’i Hebrôna mbamin’ny tany fiandrasam-biby manodidina azy teo amin’ny tanin’i Jodà;
Koa i Kaleba zanak’i Jefone, Kenezeanina, no tompon-dova an’i Hebrôna mandraka androany, satria nanaraka an-tsakany sy an-davany an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely izy.