1Tantara 6:26 - Baiboly Katolika zanak’i Melkiasa zanak’i Atania zanak’i Zarà Baiboly Protestanta Malagasy 2011 zanakalahin’i Etny, zanakalahin’i Zera, zanakalahin’i Adaia, DIEM PROTESTANTA sy zafim-paladian’i Jeôtray ary zafin-dorian’i Zera, dia i Zera zanakalahin’i Hadaià Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy zafim-paladian’i Jeôtray ary zafin-dorian’i Zera, dia i Zera zanakalahin’i Hadaià Baiboly Protestanta Malagasy zanakalahin’i Etny, zanakalahin’i Zera, zanakalahin’i Adaia, Malagasy Bible zanakalahin'i Etny, zanakalahin'i Zera, zanakalahin'i Adaia, La Bible en Malgache zanakalahin’i Etny, zanakalahin’i Zera, zanakalahin’i Adaia, |
Nisy lehilahy anankiray tany Ramataima-Sofima, any amin’ny tendrombohitra Efraima, atao hoe Elkanà, zanak’i Jerôhama, zanak’i Eliò, zanak’i Taohò, zanak’i Sofa; Efrateanina izy io.