Ka dia notendren’ny Levita i Hemàna zanak’i Joela, ary tamin’ireo rahalahiny i Asafa zanak’i Barakiasa; tamin’ny taranak’i Merarì rahalahiny, i Etana zanak’i Kôsaià;
1Tantara 6:18 - Baiboly Katolika Dia ireto no nanao ny raharaha, mbamin’ny zanany avy: Amin’ny zanaka lahin’ny Kaatita: i Hemàna mpihira, zanak’i Joela zanak’i Samoela Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no nanao ny fanompoana, niaraka tamin’ny zanany: Tamin’ny zanakalahin’ny Kehatita dia i Hemana mpihira, zanakalahin’i Joela, zanakalahin’i Samoela, DIEM PROTESTANTA Ireto àry no mpanatontosa izany fanompoana izany ombàn’ny antokom-pihirany: Avy amin’ny taranak’i Kehata: i Hemàna mpiventy hira, zanakalahin’i Jôela sy zafin’i Samoela Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireto àry no mpanatontosa izany fanompoana izany ombàn’ny antokom-pihirany: Avy amin’ny taranak’i Kehata: i Hemàna mpiventy hira, zanakalahin’i Jôela sy zafin’i Samoela Baiboly Protestanta Malagasy dia izao no nanompo mbamin’ny zanany: Tamin’ny zanakalahin’ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin’i Joela, zanakalahin’i Samoela, Malagasy Bible dia izao no nanompo mbamin'ny zanany: Tamin'ny zanakalahin'ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin'i Joela, zanakalahin'i Samoela, La Bible en Malgache Izao no nanao ny fanompoana, niaraka tamin’ny zanany: Tamin’ny zanakalahin’ny Kehatita dia i Hemana mpihira, zanakalahin’i Joela, zanakalahin’i Samoela, |
Ka dia notendren’ny Levita i Hemàna zanak’i Joela, ary tamin’ireo rahalahiny i Asafa zanak’i Barakiasa; tamin’ny taranak’i Merarì rahalahiny, i Etana zanak’i Kôsaià;
Dia nanao ny raharahan’ny mpihira teo anoloan’ny fonenan’ny tranolay fihaonana izy ireo, mandra-panaovan’i Salômôna ny tranon’i Iaveh tany Jerosalema, ary nipetraka nanao ny fanompoany araka ny nandaminana an’izany.
Fihirana. Salamon’ny zanak’i Kôre. Ho an’ny mpampianatra hira. Hiraina amin’ny feo mitaraina. Fihiranan’i Hemàna, Ezrahita .
Zanak’i Kaata: i Amrama, i Isaara, i Hebrôna ary i Oziela. Telo amby telopolo amby zato taona no andro niainan’i Kaata.