Nankany Ofira izy ireo, naka talenta volamena 420 tany, dia nentiny tamin’i Salômôna mpanjaka.
1Tantara 29:4 - Baiboly Katolika dia talenta volamena 3.000, ny volamena avy any Ofira; talenta volafotsy voadio 7.000, hapetraka amin’ny atin’ny rindrin’ny efitrano; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny efitrano tsirairay; DIEM PROTESTANTA dia volamena avy any Ôfira, milanja zato taonina; volafotsy madio milanja 240 taonina, natao hapetaka amin’ny ati-rindrina isan’efitrano. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia volamena avy any Ôfira, milanja zato taonina; volafotsy madio milanja 240 taonina, natao hapetaka amin’ny ati-rindrina isan’efitrano. Baiboly Protestanta Malagasy dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira, ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny isan-efi-trano, Malagasy Bible dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira, ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin'ny rindrin'ny isan-efi-trano, La Bible en Malgache dia talenta* volamena telo arivo, volamena avy any Ofira ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny efitrano tsirairay; |
Nankany Ofira izy ireo, naka talenta volamena 420 tany, dia nentiny tamin’i Salômôna mpanjaka.
Indro fa izaho nananosarotra mafy ka nahavonona izao, ho an’ny tranon’i Iaveh: talenta volamena 100.000, talenta volafotsy 1.000.000, ny varahina amam-by kosa tsy hita lanja intsony, noho ny habetsahany loatra. Efa nahavonona hazo amam-bato koa aho, ary mbola hampianao.
Ary koa, noho ny fitiavako ny tranon’Andriamanitra, izay volamena sy volafotsy ananako dia omeko hatao amin’ny tranon’Andriamanitra, ho fanampin’izay rehetra nomaniko hanaovana ny fitoerana masina,
ny volamena hanaovana fanaka volamena, ny volafotsy hanaovana fanaka volafotsy, mbamin’izay asa samihafa rehetra hataon’ny tanan’ny mpanao taozavatra. Iza àry no mba mazoto hanome fanatitra an-tsitrapo koa anio, ho an’i Iaveh?»
Tsy ampifandanjaina amin’ny volamena avy any Ofira izy, na ny berila sarobidy na ny safira.
Ny lovia volafotsy lanjana 130 sikla avy; ary ny kapoaka, 70 avy, ka 2.400 sikla, araka ny sikla masina, no totalin’ny volafotsy amin’ireo fanaka ireo,