Efapolo taona no andro nanjakan’i Davida tamin’i Israely, ny fito taona nanjakany tany Hebrôna, ary ny 33 taona tao Jerosalema.
1Tantara 29:27 - Baiboly Katolika Efapolo taona no andro nanjakany tamin’i Israely: fito taona izy nanjaka tao Hebrôna, ary 33 taona tao Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny andro nanjakany tamin’ny Israely dia efapolo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telopolo taona. DIEM PROTESTANTA Efapolo taona no nanjakany: ka fito taona tao Hebrôna ary 33 taona tao Jerosalema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Efapolo taona no nanjakany: ka fito taona tao Hebrôna ary 33 taona tao Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny andro nanjakany tamin’ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona. Malagasy Bible Ary ny andro nanjakany tamin'ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona. La Bible en Malgache Ny andro nanjakany tamin’ny Israely dia efapolo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telopolo taona. |
Efapolo taona no andro nanjakan’i Davida tamin’i Israely, ny fito taona nanjakany tany Hebrôna, ary ny 33 taona tao Jerosalema.
Tamin’ny Hebrônita dia i Jerià no lohany. Ny amin’ny Hebrônita araka ny tetiarana isam-pianakaviana dia nisy fikarohana natao tamin’ny taona fahefapolo nanjakan’i Davida ka nahitana lehilahy mahery teo amin’izy ireo tao i Jazera any Galaada,
Izy enin-dahy ireo no naterany tany Hebrôna, izay nanjakany fito taona sy enim-bolana.