Nataon’i Salômôna koa ny fanaka hafa rehetra izay tao an-tranon’i Iaveh: ny ôtely volamena, ny latabatra volamena fametrahana ny mofo alahatra,
1Tantara 28:16 - Baiboly Katolika ny lanjan’ny volamena hanaovana ny latabatry ny mofo alahatra, isan-databatra; ny volafotsy hanaovana ny latabatra volafotsy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny lanjan’ny volamena hanaovana ireo latabatra hametrahana ny mofo atao fanatitra, ny amin’ny volafotsy ho amin’ny latabatra volafotsy, DIEM PROTESTANTA ny lanjan’ny volamena ilaina isaky ny latabatra volamena fametrahana ny mofo atolotra an’Andriamanitra, ny lanjan’ny volafotsy ilaina ho an’ny latabatra volafotsy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny lanjan’ny volamena ilaina isaky ny latabatra volamena fametrahana ny mofo atolotra an’Andriamanitra, ny lanjan’ny volafotsy ilaina ho an’ny latabatra volafotsy, Baiboly Protestanta Malagasy ary ny lanjan’ny volamena hanaovana ireo latabatra hametrahana ny mofo aseho, ary ny amin’ny volafotsy ho amin’ny latabatra volafotsy, Malagasy Bible ary ny lanjan'ny volamena hanaovana ireo latabatra hametrahana ny mofo aseho, ary ny amin'ny volafotsy ho amin'ny latabatra volafotsy, La Bible en Malgache ny lanjan’ny volamena hanaovana ireo latabatra hametrahana ny mofo atao fanatitra, ny amin’ny volafotsy ho amin’ny latabatra volafotsy, |
Nataon’i Salômôna koa ny fanaka hafa rehetra izay tao an-tranon’i Iaveh: ny ôtely volamena, ny latabatra volamena fametrahana ny mofo alahatra,
ny lanjan’ny fanaovan-jiro volamena mbamin’ny lalampy volamena momba azy, araka ny lanjany isam-panaovan-jiro sy isan-dalampy momba azy; ary ny lanjan’ny fanaovan-jiro volafotsy, araka ny lanjany isam-panaovan-jiro;
ny mariky ny fitrebika, ny jôgy, ny kôpy volamena madio, ny siny volamena, mbamin’ny lanjany avy isan-tsiny; ny siny volafotsy, mbamin’ny lanjany avy isan-tsiny;
Ary nataon’i Salômôna ny fanaka rehetra ho an’ny tranon’Andriamanitra, dia ny ôtely volamena, ny latabatra fametrahana ny mofo alahatra.
Nanao latabatra folo izy, napetrany teo amin’ny tempoly: ny dimy teo amin’ny havanana, ny dimy teo amin’ny havia. Nanao kôpy volamena zato izy.
fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ka nihinana ny mofo alahatra, kanefa tsy nisy nahazo nihinana izany na izy na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?