Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 27:8 - Baiboly Katolika

I Samaòta filohany, Izrahita no fahadimy, ho amin’ny volana fahadimy ary 24.000 no isan’ny antokony.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny fahadimy, ho amin’ny volana fahadimy, dia i Samihota jizraita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ny fahadimy, ho amin’ny volana fahadimy, dia Samihota Jizarita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ny fahadimy, ho amin'ny volana fahadimy, dia Samihota Jizarita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny fahadimy, ho amin’ny volana fahadimy, dia i Samihota jizraita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.

Jereo ny toko



1Tantara 27:8
5 Rohy Ifampitohizana  

i Semà avy any Harôda; i Elikà avy any Harôda;


i Samôta avy any Arôry, i Helesa avy any Falôna,


Tamin’ny Isaarita, dia i Koneniasa mbamin’ireo zanany no voatendry ho amin’ny raharaha ivelany amin’i Israely, ho mpanoratra sy mpitsara.


I Asaela rahalahin’i Jôaba no fahefatra ho amin’ny volana fahefatra, ary i Zabadiasa zanany no manarakaraka azy, 24.000 no isan’ny antokony.


I Hirà, zanak’i Aksesa avy any Tekôe no fahenina ho amin’ny volana fahenina, ary 24.000 no isan’ny antokony.