I Asmota zanak’i Adiela no tonian’ny rakitry ny mpanjaka, i Jonatàna zanak’i Oziasa no amin’ny rakitra, na an-tsaha na an-tanàna, na amin’ny zana-bohitra na amin’ny tilikambo;
1Tantara 27:24 - Baiboly Katolika Efa nanomboka ny fanisana i Jôaba zanak’i Sarvià, fa tsy nahatapitra izany, satria azon’ny hatezeran’i Iaveh noho izany i Israely ka ny isa efa hita dia tsy voasoratra ao amin’ny rejistry ny tantaran’i Davida mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanomboka nanisa i Joaba, zanak’i Zeroia, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin’ny Israely tamin’izany ka tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’i Davida mpanjaka ny isany. DIEM PROTESTANTA Nanomboka fanisana i Jôaba zanakalahin’i Tseroià fa tsy namarana, noho ny fahatezeran’Andriamanitra vokatr’izany tamin’i Israely; ka tsy voasoratra ao amin’ilay boky atao hoe «Tantaran’i Davida mpanjaka» ny isan’ny mponina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanomboka fanisana i Jôaba zanakalahin’i Tseroià fa tsy namarana, noho ny fahatezeran’Andriamanitra vokatr’izany tamin’i Israely; ka tsy voasoratra ao amin’ilay boky atao hoe «Tantaran’i Davida mpanjaka» ny isan’ny mponina. Baiboly Protestanta Malagasy Joaba, zanak’i Zeroia, nanomboka nanisa, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin’ny Isiraely tamin’izany, ka dia tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’i Davida mpanjaka ny isany. Malagasy Bible Joaba, zanak'i Zeroia, nanomboka nanisa, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin'ny Isiraely tamin'izany, ka dia tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'i Davida mpanjaka ny isany. La Bible en Malgache Nanomboka nanisa i Joaba, zanak’i Zeroia, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin’ny Israely tamin’izany ka tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’i Davida mpanjaka ny isany. |
I Asmota zanak’i Adiela no tonian’ny rakitry ny mpanjaka, i Jonatàna zanak’i Oziasa no amin’ny rakitra, na an-tsaha na an-tanàna, na amin’ny zana-bohitra na amin’ny tilikambo;