Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 27:22 - Baiboly Katolika

amin’i Dana, i Ezriela zanak’i Jerôhama. Ireo no lohan’ny fokon’i Israely.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

tamin’ny Dana dia i Azarela, zanakalahin’i Jerohama. Ireo no lohan’ireo fokon’ny Israely.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Tamin’ny fokon’i Dana, dia i Hazarela zanakalahin’i Jerôhama. Ireo no filohan’ny fokon’i Israely.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’ny fokon’i Dana, dia i Hazarela zanakalahin’i Jerôhama. Ireo no filohan’ny fokon’i Israely.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

tamin’ny Dana dia Azarela, zanakalahin’i Jerohama. Ireo no lohan ny firenen’Isiraely.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

tamin'ny Dana dia Azarela, zanakalahin'i Jerohama. Ireo no lohan'ny firenen'Isiraely.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

tamin’ny Dana dia i Azarela, zanakalahin’i Jerohama. Ireo no lohan’ireo fokon’ny Israely.

Jereo ny toko



1Tantara 27:22
3 Rohy Ifampitohizana  

i Safatià avy any Harofa, i Elkanà, i Jesià, i Azareela, i Jôesera ary i Jesbaama zanak’i Kôre;


amin’ny antsasam-pokon’i Manase any Galaada, i Jadô zanak’i Zakariasa; amin’i Benjamina, i Jasiela zanak’i Abnera;


Novorin’i Davida tany Jerosalema avokoa ny lehibe amin’i Israely, dia ny lohan’ny foko, ny lehiben’ny antokony manompo ny mpanjaka, ny tomponarivo, ny tompon-jato, ny tonian’ny fananana sy ny biby fiompin’ny mpanjaka, sy ny zanany mbamin’ny mpitandrina sy ny olo-mahery, ny miaramila mahery rehetra.