Nony tafaverina tao Hebrôna dia nentin’i Jôaba nihataka kely tao anaty vavahady, toy ny hiresaka aminy moramora; kanjo nony mby tao, nofatsahany tamin’ny kibony izy; dia maty izy noho ny amin’ny ran’i Asaela, rahalahin’i Jôaba.
1Tantara 27:21 - Baiboly Katolika amin’ny antsasam-pokon’i Manase any Galaada, i Jadô zanak’i Zakariasa; amin’i Benjamina, i Jasiela zanak’i Abnera; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin’i Zakaria; tamin’ny Benjamina dia i Jasiela, zanakalahin’i Abnera; DIEM PROTESTANTA Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase tao Gilehada, dia i Jidao zanakalahin’i Zakarià. Tamin’ny fokon’i Benjamîna, dia i Jahasiela zanakalahin’i Abnera. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase tao Gilehada, dia i Jidao zanakalahin’i Zakarià. Tamin’ny fokon’i Benjamîna, dia i Jahasiela zanakalahin’i Abnera. Baiboly Protestanta Malagasy tamin’ny antsasaky ny firenen’i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin’i Zakaria; tamin’ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin’i Abnera; Malagasy Bible tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin'i Zakaria; tamin'ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin'i Abnera; La Bible en Malgache tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin’i Zakaria; tamin’ny Benjamina dia i Jasiela, zanakalahin’i Abnera; |
Nony tafaverina tao Hebrôna dia nentin’i Jôaba nihataka kely tao anaty vavahady, toy ny hiresaka aminy moramora; kanjo nony mby tao, nofatsahany tamin’ny kibony izy; dia maty izy noho ny amin’ny ran’i Asaela, rahalahin’i Jôaba.
Fantatry ny vahoaka rehetra sy i Israely rehetra, tamin’izany andro izany fa tsy mba avy amin’ny mpanjaka velively ny namonoana an’i Abnera, zanak’i Nera.
amin’i taranak’i Efraima: i Osea zanak’i Ozazio; amin’ny antsasam-pokon’i Manase, i Joela zanak’i Fadaiasa;