Baiboly an-tserasera

dokam-barotra

Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao

1Tantara 27:19 - Baiboly Katolika

amin’i Zabolôna, i Jesmaiasa zanak’i Abdiasa; amin’i Neftalì, i Jerimota zanak’i Osriela;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

tamin’ny Zebolona dia i Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia i Jerimota, zanakalahin’i Azriela;

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

tamin’ny Zebolona dia Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin’i Azriela;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

tamin'ny Zebolona dia Jismala, zanakalahin'i Obadia; tamin'ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin'i Azriela;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

tamin’ny Zebolona dia i Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia i Jerimota, zanakalahin’i Azriela;

Jereo ny toko

1Tantara 27:19
3 Rohy Ifampitohizana  

i Samaiasa avy any Gabaôna, lehilahy mahery isan’ny telopolo lahy sy lehiben’ny telopolo lahy, i Jeremia, i Jeheziela, i Johanàna, i Jôzabada avy any Gederà;

amin’i Jodà, i Eliò rahalahin’i Davida; amin’i Isakara, i Amrì zanak’i Mikaela;

amin’i taranak’i Efraima: i Osea zanak’i Ozazio; amin’ny antsasam-pokon’i Manase, i Joela zanak’i Fadaiasa;