Toy izany koa i Obededôma mbamin’ireo rahalahiny 68, i Obededôma zanak’i Iditona ary i Hosa, ho mpiandry varavarana.
1Tantara 26:10 - Baiboly Katolika Amin’ny taranak’i Merarì, i Hosa nanan-janaka, dia i Semrì filohany; tsy mba lahimatoa izy nefa natsangan-drainy ho lohany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Hosa tamin’ny taranak’i Merary dia nanan-janakalahy, dia i Simry no lohany; fa izy no nataon’ny rainy ho lohany na dia tsy lahimatoa aza izy; DIEM PROTESTANTA Ny an’i Hôsà, izay anisan’ireo taranak’i Merarỳ, dia nisy efa-dahy ny zanany: i Simrỳ no voalohany (tsy lahimatoa izy kanefa nataon-drainy lohalaharana), Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny an’i Hôsà, izay anisan’ireo taranak’i Merarỳ, dia nisy efa-dahy ny zanany: i Simrỳ no voalohany (tsy lahimatoa izy kanefa nataon-drainy lohalaharana), Baiboly Protestanta Malagasy Ary Hosa, tamin’ny taranak’i Merary, nanan-janakalahy, dia Simry, lohany (fa na dia tsy lahimatoa aza izy, dia izy no nataon-drainy ho lohany), Malagasy Bible Ary Hosa, tamin'ny taranak'i Merary, nanan-janakalahy, dia Simry, lohany (fa na dia tsy lahimatoa aza izy, dia izy no nataon-drainy ho lohany), La Bible en Malgache Ary i Hosa tamin’ny taranak’i Merary dia nanan-janakalahy, dia i Simry no lohany; fa izy no nataon’ny rainy ho lohany na dia tsy lahimatoa aza izy; |
Toy izany koa i Obededôma mbamin’ireo rahalahiny 68, i Obededôma zanak’i Iditona ary i Hosa, ho mpiandry varavarana.
I Helkiasa faharoa, i Tabeliasa fahatelo, i Zakariasa fahefatra. 13 izy no tontalin’ny zanaka aman-drahalahin’i Hosa.