1Tantara 25:23 - Baiboly Katolika ny faha-16, an’i Hananiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahenina amby folo dia an’i Hanania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; Baiboly Protestanta Malagasy ny fahenina ambin’ny folo an’i Hanania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo; Malagasy Bible ny fahenina ambin'ny folo an'i Hanania, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo; La Bible en Malgache ny fahenina amby folo dia an’i Hanania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; |