Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 25:18 - Baiboly Katolika

ny faha-11, an’i Azareela mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ny fahiraika amby folo dia an’i Azarela, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ny fahiraika ambin’ny folo an’i Azarela, izy mabmin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ny fahiraika ambin'ny folo an'i Azarela, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ny fahiraika amby folo dia an’i Azarela, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;

Jereo ny toko



1Tantara 25:18
2 Rohy Ifampitohizana  

ny fahafolo an’i Semeiàsa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;


ny faha-12, an’i Hasabiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;