Zanaka lahin’i Moholì: i Eleazara sy i Kisa, Maty tsy nitera-dahy i Eleazara, fa vavy ihany, ary nalain’ny zanak’i Kisa, rahalahiny, ho vady ireo.
1Tantara 24:28 - Baiboly Katolika avy amin’i Kisa, ny zanaka lahin’i Kisa: i Jerameela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Avy tamin’i Maly no niavian’i Eleazara izay tsy nanan-janakalahy. DIEM PROTESTANTA ny zafin’i Merarỳ, tamin’i Mahilỳ, dia i Elehazara (izay tsy nanan-janakalahy) Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny zafin’i Merarỳ, tamin’i Mahilỳ, dia i Elehazara (izay tsy nanan-janakalahy) Baiboly Protestanta Malagasy Avy tamin’i Maly no nihavian’i Eleazara, izay tsy nanan-janakalahy. Malagasy Bible Avy tamin'i Maly no nihavian'i Eleazara, izay tsy nanan-janakalahy. La Bible en Malgache Avy tamin’i Maly no niavian’i Eleazara izay tsy nanan-janakalahy. |
Zanaka lahin’i Moholì: i Eleazara sy i Kisa, Maty tsy nitera-dahy i Eleazara, fa vavy ihany, ary nalain’ny zanak’i Kisa, rahalahiny, ho vady ireo.