1Tantara 24:26 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Merarỳ: i Moholỳ sy i Mosỳ; zanaka lahin’i Merarỳ tamin’i Oziao zanany: i Saama, i Zakora ary i Hebrỳ. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy; ny zanakalahin’i Jazia dia i Beno. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ary i Jahazià. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ary i Jahazià. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin’i Jazia dia Beno. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin'i Jazia dia Beno. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy; ny zanakalahin’i Jazia dia i Beno. |
Zanaka lahin’i Merarì: i Moholì sy i Mosì. Izao no fianakavian’i Levì isan-drainy avy:
Zanakalahin’i Merarỳ: i Moholì sy i Mosỳ. Ireo no fianakavian’i Levỳ mbamin’ny taranany avy.