1Tantara 24:16 - Baiboly Katolika an’i Feteià ny faha-19, an’i Hezekiela ny faha-20, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahasivy amby folo dia an’i Petahia, ny faharoapolo dia an’i Jehezekela, DIEM PROTESTANTA ny faha-19, azon’i Petahià, ny faharoapolo, azon’i Ezekiela; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny faha-19, azon’i Petahià, ny faharoapolo, azon’i Ezekiela; Baiboly Protestanta Malagasy ny fahasivy ambin’ny folo an’i Petahia, ny faharoa-polo an’i Jehezekela, Malagasy Bible ny fahasivy ambin'ny folo an'i Petahia, ny faharoa-polo an'i Jehezekela, La Bible en Malgache ny fahasivy amby folo dia an’i Petahia, ny faharoapolo dia an’i Jehezekela, |