1Tantara 23:21 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Merarì: i Moholì sy i Mosì. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Ny zanakalahin’i Maly dia i Eleazara sy i Kisy. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Merary dia Maly sy Mosy. Ny zanakalahin’i Maly dia Eleazara sy Kisy. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ny zanakalahin'i Maly dia Eleazara sy Kisy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Ny zanakalahin’i Maly dia i Eleazara sy i Kisy. |
Zanaka lahin’i Moholì: i Eleazara sy i Kisa, Maty tsy nitera-dahy i Eleazara, fa vavy ihany, ary nalain’ny zanak’i Kisa, rahalahiny, ho vady ireo.
Nozarain’i Davida ho antokony araka ny zanak’i Levỳ izy ireo dia: i Gersôna, i Kaata, i Merarỳ.
Zanaka lahin’i Merarì: i Moholì sy i Mosì. Izao no fianakavian’i Levì isan-drainy avy:
Zanakalahin’i Merarỳ: i Moholì sy i Mosỳ. Ireo no fianakavian’i Levỳ mbamin’ny taranany avy.
Ny fokon’ny Moholita sy ny fokon’ny Mosita dia avy amin’ny Merarỳ, ka ireo no fokon’ny Merarita.