«Mandehana milaza amin’i Davida hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Zavatra telo no ataoko eo anoloanao, ka ny iray no fidio dia hataoko aminao.»
1Tantara 21:11 - Baiboly Katolika Dia nankany amin’i Davida i Gada ka nanao taminy hoe: «Izao no lazain’i Iaveh: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nankany amin’i Davida i Gada ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Anao ny safidy. DIEM PROTESTANTA Dia nankany amin’i Davida i Gada ka nanao taminy hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Mifidiana ianao: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nankany amin’i Davida i Gada ka nanao taminy hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Mifidiana ianao: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Gada nankany amin’i Davida ka nanao taminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Mifidia: Malagasy Bible Ary Gada nankany amin'i Davida ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Mifidia: La Bible en Malgache Ary nankany amin’i Davida i Gada ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Anao ny safidy. |
«Mandehana milaza amin’i Davida hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Zavatra telo no ataoko eo anoloanao, ka ny iray no fidio dia hataoko aminao.»
Mifidiana ianao: telo taona mosarena, sa telo volana hanosen’ny fahavalonao anao sy hahavoazan’ny sabatry ny fahavalonao anao, sa telo andro hitoeran’ny sabatr’i Iaveh sy ny pesta amin’ny tany, ka hahavita fandringanana eran’ny tanin’i Israely ny Anjelin’i Iaveh? Hevero amin’izao izay valy homeko an’izay naniraka ahy.»
Henoy ny fanoroana, ary raiso ny fampianarana; mba ho hendry ianao amin’ny andro sisa hiainanao.